Sport

Lalaon’ny nosy 2019 « volet Jeunesse » Manoman-tena fatratra ny tanora Malagasy


  • Alakamisy 04 Jolay 2019

Iray amin’ireo taranja hifaninanan’ny Malagasy any amin’ny lalaon’ny nosy andiany faha-10 hotontosaina any Maurice manomboka amin’ny 19 ka hatramin’ny 28 jolay 2019 izao ny « volet Jeunesse ».

 

 

  Hetsika maro no hifaninanana ao anatin’izany  toy ny Fivondronan’ny Tanora, ny Teatra mitondra ny lohateny hoe " raconte moi ton île ", ny dihy nentim-paharazana izay tena hampisongadinana ny maha izy azy ny Malagasy avokoa. Efa am-panomanana tanteraka ny  tanorantsika Malagasy miisa 14 (7 lahy sy 7 vavy) hiatrika io fifaninanana io ka manao fikarohana etsy amin’ny Tranombokim-pirenena etsy Anosy sy ao amin’ny "Cyber-Émergence" Ampefiloha izy ireo ankehitriny.


Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT