Sport

Barea JIOI sy Barea CHAN 2019 Hifandoana etsy Mahamasina amin’ny 07 jolay izao


  • Alarobia 03 Jolay 2019

Miatrika fampivondronana nanomboka tamin’ny 18 jona lasa teo ny Barean’i Madagasikara hiatrika ny JIOI “lalaon’ny nosy 2019”

 

hotanterahina any Maorisy sy ny Barean’i Madagasikara hiatrika ny ekipam-pirenena Mozambikanina amin’ny 28 jolay sy 4 aogositra 2019 izao hahazoana miatrika ny CHAN 2020.  Manomboka rahampitso alakamisy 04 jolay 2019 dia  hanao fanazaratena in-2 avy isan’andro ireto Barea 2 ireto ka hifandimby hampiasa ny kianjan’i Mahamasina sy ny kianja sentetika eny Carion. Marihina fa mpilalao eto an-toerana avy amin’ireo klioba 16 eto Madagasikara no mandrafitra an’ireo Barea ireo ka efa navoakan’ny “Comité de Normalisation FMF” ofisialy tamin’ny faran’ny herinandro teo ny “liste definitive” an’ireo hiatrika ny JIOI 2019 dia fantatra fa aorian’ny fihaonan’ny roa tonta etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina  amin’ny 07 jolay 2019 izao amin’ny 2ora30 no havoaka ofisialy ny lisitr’ireo hikatroka amin’i Mozambika  amin’ny 28 jolay 2019.

Lisitr’ireo delegasiona hiatrika ny JIOI 2019

1 Andriamalala  Andoniaina Fanomezantsoa CNAPS GB

2 Raveloson Heriniaina Erysse FOSA ALFA GB

3 Rakotoniriana Jolce Emile CNAPS GB

4 Ratahinjanahary Patrick AJESAIA LD

5 Rabemanantsoa  Radoniaina JET MADA LD

6 Tovondrainy Lambo Gilbert FC ILAKAKA LD/ MOD

7 Ramahandrison Niainana Tsilavina ELGECO LG

8 Rabarijaona Tantely Avotraniaina ADEMA LG

9 Marobe Jean Claude FOSA DC

10 Ramiandrison Odon Ricky CNAPS DC/LG

11 Ramananandro  Andriniaina Maxime FOSA DC

12 Razafindrasata Tsiry Mirado Anjaraniaina JET MADA REC

13 Razafindrakoto Xavier Frederic FOSA REC

14 Richard  Marcel 3FB TULEAR REC/DC

15 Ramanitrandrasana Miandrisoa Tojo CNAPS REC

16 Rafanoharana  Frank Aimé FOMELA MO

17 Randriamanjaka Rinho Michel SEYCHELLES MO

18 Randrianarijaona Tendry Manovo CNAPS MD/G

19 Ravelomanantsoa  Mario Carlos JET MD/G/ATT

20 Hasinirina  onjaniaina Patrick ADEMA MD/MG

21 Jimmy  Simouri Olivier LA REUNION MD/MG

22 Randrianambinina  Rufin ADEMA ATT

23 Rabodoharisoa Tojonirina CFTFC ATT

24 Rabetany Heritiana Fabien VAKNA ATT

HEAD COACH: Rakotondrabe Romuald Félix

ASSISTANT : Ravalison Mamonjisoa Andrianombatsoa

ARBITRE : 1- Raharimanantsoa Lovasoa   ;   2- Andrianarivelo Dimbiniaina

PREPARATEUR GARDIEN : Razafindralambo Jeannot Paul

MEDECIN : Rafidison Nenana

KINESITHERAPEUTE : Andriamanarivo Harijao Mika Joel

PREPARATEUR PHYSIQUE : Andriamahefa Johansson Lemark

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT