Sport

Ampahavalon-dalan’ny CAN EGYPTE 2019 Ny RDC no hihaona amin’ny Barea Malagasy


  • Alakamisy 04 Jolay 2019

Efa fantatra avokoa ireo ekipa 16 hifanandrina amin’ny ampahavalon-dalan’ny fifaninanana CAN 2019 andiany faha-32 tontosaina any Egypte ankehitriny.

 

 

 Hanomboka amin’ny zoma 05 ka hatramin’ny alatsinainy 08 jolay 2019 izy io. Efa voafidy avokoa ireo ekipa  faha-3 mendrika indrindra dia Rdc (A), Guinée (B), Afrique du Sud (D), Benin (F). Ho an’ny Barean’i Madagasikara manokana dia ny ekipam-pirenen’ny Repoblika Demokratikan’i Congo no hifanandrina aminy  amin’ny alahady 07 jolay izao manomboka amin’ny 7ora hariva ao amin’ny kianja Alexandrie.   

 

FANDAHARANA  FENO NY DINGANA FAMARANAN’NY CAN 2019

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT