Sport

Rallye Tour de Tanà andiany faha-19 Mahatratra 30 ireo ekipazy handray anjara


  • Alakamisy 12 Septambra 2019

Mahatratra 30 ireo ekipazy handray anjara amin’ny fifaninanana rallye « Tour de Tanà » karakarain’ny klioba Asa Tanà hotontosaina eto

 

 

 

Antananarivo amin’ny 14 sy 15 setptambra 2019 izao sady dingana faha-6 rahateo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 eo amin’ity taranja ity. I Tovo indray no hiaraka amin’i Tahina Razafinjoelina hanarina ny fahavoazany tamin’ny Rallye du Boeny farany teo. 1-n°33 Bera sy Tolotra P. 204 Gl (Raketaka), 2-n°13 Teddy sy Herman Ford Ranger (Elf), 3-n°17 Nirina sy Alcazaria Jr P. 206 (Bomba Kely), 4-n°6 Ns sy Dorax Subaru Impreza (Motul/sg Motors), 5-n°8 Bona sy Ny anjara Subaru Impreza (Love Rally Sport), 6-n°32 Pattie sy Jennie Citroën Visa Trophée (Elefanta), 7-n°9 Jacques sy Herz Mitsubishi Evo 7, 8-n°29 Vony sy Aina Renault Super 5 Gtt, 9-n°5 Yves sy Aina Mitubishi Evo IX (Ys Ys), 10-Bobo Jr sy Sylvie Subaru Impreza (Chalama Brc), 11-n°11 Freddy sy Jimmy R Isuzu D Max (Continental Auto), 12-n°20 Legah sy Naina Ab P.205 Rallye, 13-n°4 Hery Be sy Lala Mitsubishi Eva X (Team Mika Faniry), 14-n°69 Haja Danielson sy Rivo Ssangyong Musso (Ct Motors), 15-n°30 Yves Mau sy Betojo Citroën, 16-n°25 Jeffy James sy Ramone P. 205 (Karibotel), 17-n°23 Koukie sy Sonia Citroën Saxo, 18-n°15 L’Africain Blanc sy Eric Subaru Impreza, 19-n°1 Tahina sy Tovo Subaru Impreza (Vidy Varotra), 20-n°12 Davonjy sy Tsilavo Foton Tulands (Ocean Trade), 21-n°96 Renaldo sy Ianja Renault Twingo, 22-n°67 Fidi sy Alain Renault Clio (Yacco), 23-n°7 Frederic sy A.T Subaru Impreza, 24-n°35 Txinho sy Kash P. 205, 25-n°48 Gasylah sy Petit Subaru Impreza, 26-n°24 Babaina sy Mathieu P.205 (Rrt), 27-n° 2 Rivo sy Ando Subaru Impreza (Fanalamanga), 28-n°36 RIJII Bmw E30 (Go Janga), 29-n°16 Anjabob sy Tsitsi Galli VW Golf III (Loc Event Tomobil Mg), 30-n°45 Rina Renault Megane.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT