Andro farany amin’ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2019 sokajy N1 A lahy sy vavy anio alarobia 11 septambra 2019 mialoha ny hiatrehan’ireo izay tafita hanao ny lalao 1/4-dalana amin’ny zoma.
Fandaharan-dalao anio alarobia 11 septambra 2019 :
Grande salle Palais des sports : 09:00-(D) : Ascut Ats/na # Ankaratra Vaknà; 10:45-(D) : Jea Vaknà # Tamifa A/Mania; 12:30-(H) : 2Bc A/Jirofo # Cospn A/Manga ; 14:15-(H) : Mb2All A/manga # Ascut Ats/na ; 16:00-(H) : Mb2All A/Manga # Sebam Boeny ; 17:45-(H) : Ascb Boeny # Cosmos Diana. Petite Salle Palais des sports : 09:00-( D) : Bcest A/Andrefana # Sbbc Boeny ; 1045-( H) : # Cosfa A/manga # Gnbc Vaknà ; 12 :30-(H) : Cnaps Itasy # Ascut Ats/na.
Voka-dalao omaly talata 10 septambra 2019 :
Sokajy lehilahy : Cospn Analamanga - Cnaps Itasy (81-64) ; Ascut Atsinanana - Bcest A/Andrefana (52-38) ; Ecba A/manga - Ascb Boeny (48-87) ; Sebam Boeny - 2BC A/Jirofo (99-45) ; As Fanalamanga A/mang - Cosfa A/manga (63-71) ; Cosmos Diana - Gnbc Vaknà (59-85) ; Mb2All A/manga -Ascut Ats/nana (74-83). Sokajy vehivavy : Jea Vaknà # Asa A/manga (71-35) ; Ascut Ats/nana - Bcest A/Andrefana (52-38).
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.