Sport

Basikety Tompondaka eran-tany sy N1 A Malagasy Samy hiatrika dingana goavana avokoa anio zoma 13 septambra


  • Zoma 13 Septambra 2019

Hiatrika ny dingan’ny 1/4-dalana ny fiadiana ny ho tompodakan’i Madagasikara 2019 taranja basikety N1 A lahy sy vavy anio zoma 13 septambra 2019,

 

 

araka ny fandaharan-dalao hotontosaina ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina : Vehivavy : 09:00-Ankaratra # ASA ; 10:00-Mb2All # Bc Est ; 10:45-Tamifa # Jea : 11:45-Sbbc # Ascut.

Lehilahy : 12:30-Cospn Mb2all ; 14:15-Gnbc # Cosfa ; 16:00-Cosmos # Sebam ; 17:45-Ascb # Ascut. Hiditra amin’ny lalao 1/2-dalana kosa ny andiany faha-18 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja basikety sokajy lehilahy anio zoma 13 septambra ihany hotontosaina any Chine : 10:00 (Chine)- Espagne # Australie ; 14:00-Argentine # France.

 

Ntsoavina Evaris

te

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT