Sport

Baolina kitra Afrikanina Fosa Juniors 0 -0 Tp Mazembe, Ts Galaxy Fc 1- 0 CNaPS Sport


  • Alatsinainy 16 Septambra 2019

Voatazon’ny ekipan’ny Tp Mazembe avy any Rdc Congo ady sahala 0-0, tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga omaly alahady 14

 

 

septambra 2019 teo amin’ny lalao mandroson’ny “champions League” 2019/2020 aty Afrika, ny Fosa Juniors Boeny tompondakan’i Madagasikara. Niondrika tamin'ny isa 1-0 nanoloana ny Ts Glaxy Fc Afrika Atsimo kosa, tao amin’ny kianja “Mbombela Stadium Nelspruit » omaly alahady 14 septambra, ny solontena Malagasy CNaPS Sport nandritra ny lalao mandroso teo amin'ny Coupe de la Confédération CAF 2019. Afaka tapa-bolana avokoa ny lalao miverina amin’ireo fihaonana ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT