Sport

Rallye « Tour de Tanà 2019 » Norombahin’i Fred sy Andry Tahina


  • Alatsinainy 16 Septambra 2019

Norombahin’i Ferd sy Andry Tahina nitondra Subaru Impreza N4 n° 12 ny fifaninanana rallye « Tour de Tanà »

 

 

 nokarakarain’ny klioba Asa Tanà izay nifarana omaly alahady 14 septambra 2019. Resin’izy irao tamin’ny fe-potoana 5 segondra monja i Rivo sy Ando nitondra Subaru Impreza ihany koa. Samy 8 :26.0 avokoa ny fe-potoana azon’izy ireo teo amin’ny Powerstage. Fanindroana izany izao i Fred no nahazo fandresena eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 amin’ny taranja rallye.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT