Sport

Baskety Alley-Hoop 2k19 2019 Vonona ny mpikarakara sy ireo mpilalao ary ny kianja


  • Zoma 20 Septambra 2019

Tao anatin’ny fanatanterahana ny dinikasa natao tetsy amin’ny “Parking” anatiny etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina tamin’ny alarobia 18 septambra teo no nahatsapana fa efa vonombonona avokoa na ireo mpikarakara notarihan’ny Rdj nahitana ny Taleny, Rasolojaona Tahina “Jay Taxx”,

 

 

 

 teny an-toerana na ireo mpilalao tonga maro teny ihany koa ary efa mipetrapetra tsara avokoa ny fandaminana sy ireo kianja 5 manaraka ny fenitra iraisam-pirenena hanatanterahana an’ireo lalao Basikety 3 x 3 “Alley-hoop 2k19 2019” Fantatra tamin’izany fa mahatratra 40 ireo ekipa U 23 lehilahy nisoratra anarana, 9 ny U 23 vehvavy, 21 ny U 18 zatovolahy ary 16 ireo U 18 zatovovavy. Efa vita tamin’io omaly io ny fizaram-bondrona rehetra ka anio zoma 20 septambra mialohan’ny hanombohan’ny fihaonana voalohany amin’ny 8ora maraina no hahafantarana ny fandaharan-dalao rehetra. Fantara ihany koa fa hotanterahina amin’ny alahady 22 septambara izao ny famaranana sokajy U 18 ary amin’ny alahady 06 oktobra 2019 kosa no hanatanterahana ny dingana famaranana ho an’ny sokajy U 23. Ho Bôjy ny andro 2 voalohan’ny fifaninanana (20 sy 21 septambra).

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT