Sport

Barea Chan 2019 Nantsoina hanatevin-daharana i Jean Yves sy Besna


  • Alarobia 18 Septambra 2019

Taorian’ny lalao nifanandrinan’ny Fosa Juniors sy ny TP Mazembe, tany Mahajanga tamin’ny alahady 15 septambra 2019 teo dia resy lahatra tamin’ny lalao nataon’i Jean Yves Razafindrakoto sy Andrinirina Solofoniaina Theorodin na i Besna ny mpanazatra,

 

 

 nasionaly Franklin Andriamananarivo izay nanatrika an’io fihaonana tany Mahajanga io, ka niantso azy ireo hanatevin-daharana ny fampivondronana ny Barea hiatrika ny ekipam-pirenena Namibiana eo amin’ny fifanintsanana Chan 2019 hotontosaina etsy Mahamasina amin’ny alahady 22 septambra 2019 ho avy izao.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT