Sport

Club karate WAKAMA Mahajanga Nahazo fiofanana Wado-Ryu


  • Alarobia 02 Oktobra 2019

Nahazo fiofanana karate Style Wado-Ryo ny mpikatroka miisa 50 avy amin’ny kliobana karate WAKAMA any Mahajanga.

 

 

I Me Rajanarison Christian 6e Dan sady “Directeur Technique” ny Style Wado-Ruy eto
Madagasikara no nidina tany an-toerana nampiofana azy ireo tamin’izany sady nanolotra ny sertifika mari-pizotoana ho azy ireo ihany koa. Naharitra 2 andro, dia ny sabotsy 28 sy alahady 29 septambra  2019,ny fiofanana narahan’ireto mpikatroka ireto tao amin’ny Lycée Privé Victoire Rasoamanarivo ao Morarano Mahajanga .

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT