• Alakamisy 10 Oktobra 2019
Sport.Basikety Fifaninanana nasionaly vétéran sy U 14 Nahazoam-bokatra ny andro faha-5 omaly alarobia

Mitohy ny fifaninanana basikety nasionaly sokajy veteran sy U 14 any Mahajanga any ka efa nahazoam-bokatra sahady ankehitriny ny andro faha-5 notontosaina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Sport.Fifaninanana ASIEF nasionaly any Antsiranana Nahazo tsodrano tamin’ny praiminisitra Ntsay Christian

Nahazo tsodrano tamin’ny anaran’ny governemanta tarihany sy tamin’ny anaran’ny tenany manokana ny tompon’andraikitra mitantana sy mikarakara ny ASIEF na “Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires” notarihan’ny filohany, Botosera John Love,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2019
Sport.Champion’s League any Eoropa Ireo mendriky ny andro faharoa

Tontosa tamin’ny talata 01 sy alarobia 02 oktobra lasa teo ny andro faha-2 amin’ny fifaninanam-bondron’ny Champion’s League any Eoropa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2019
Sport.Fifanintsanana CAN 2021 Ireo lalao 6 hatrehan’ny BAREA mandritra ny 1 taona

Mandritra ny 1 taona maninjitra no hanatanterahana an’ireo lalao 6

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Sport.Baolina kitra - FMF Manomboka misy olana indray ny serasera

Efa nisokatra tamin’ny ankamaroan’ny mpanao gazety malagasy ny seraseran’ny baolina kitra tamin’ny fotoana nitondran’ny « Comité de normalisation FMF » notarihan-dRtoa Atallah Beatrice.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Sport.Club karate WAKAMA Mahajanga Nahazo fiofanana Wado-Ryu

Nahazo fiofanana karate Style Wado-Ryo ny mpikatroka miisa 50 avy amin’ny kliobana karate WAKAMA any Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
FTT