Sport

Amboaran’ny Rugby maneran-tany 2019 Norombahin’ny Springboks Afrikanina Tatsimo fanintelony


  • Alatsinainy 04 Novambra 2019

Norombahin’ny Springboks Afrikanina Tatsimo ny amboara eran-tany “Webb-Ellis” eo amin’ny taranja rugby à XV.

 

 

 

Nomontsaniny tamin’ny isa mazava  32-12 tamin’ny sabotsy 02 novambra  teo, tamin’ny lalao famaranana natao tao Yokohama, ny XV de la Rose Anglisy. Tontosan’ny Springboks, araka izany, ny fanambiny handrombaka fanintelony toa an’i Nouvelle-Zélande an’ity amboara ity. Ny All Blacks no nitana ny laharana faha-3 tamin’ity fifaninanana ity rehefa nandresy an’i Pays de Galles 40-17 teo amin’ny lalao fiadian-toerana “petite finale” tamin’ny zoma teo.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT