Sport

RUGBY – ELIMINATOIRE COUPE D’AFRIQUE 2010-2020 Handray an’i Nigeria etsy Mahamasina ny XV Makis


  • Alarobia 20 Novambra 2019

Ny lalao rugby indray no hihanoka amin’ny fandraisana lalao iraisam-pirenena etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’ny alahady 01 desambra 2019 ho avy izao ka inoana fa hahafeno hipoka an’ity kianja ity indray amin’izany fotoana izany.

 

 

Ny Black Stallions du Nigeria no hikatroka amin’ny XV Makis de Madagascar eo amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika eo amin’ity taranja ity amin’izany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT