Sport

UFFOI U15 2019 Lavon’i Djibouti ny Barea U15


  • Alarobia 20 Novambra 2019

Araka ny vokatr’ireo lalao manasa-dalana notontosaina omaly talata 19 novambra tany amin’ny kianja Mfa Astro Turf sy tany amin’ny kianja St François Xavier samy atsy amin’ny nosy

 

 

Maorisy ka nahazoana ny vokatra, dia niondrika tamin'ny isa 3 noho 1 nanoloana ny Requin du Djibouti ny Barean’i Madagascar U15.  Tahaka izao kosa ny voka-dalao hafa: Comores  -  Rodrigues ( 3- 2) ;  Mayotte  -  Seychelles (2 -1 )  ;  ; Maurice  - Reunion  ( 1- 2).

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT