Sport

FANEVA IMA ANDRIATSIMA Nankasitrahana manokana tamin’ny sabotsy


  • Alatsinainy 18 Novambra 2019

Taorian’ny fihaonan’ny Barea sy ny ekipam-pirenena Etiopianina tamin’ny sabotsy 16 novambra tolakandro teo dia nankasitraka manokana an’i Faneva Ima Andriatsima tamin’ny zava-bitany ho

 

 

 

an’ny ekipam-pirenena Malagasy ka nahatonga azy amin’izao toerana misy izao ny mpitia baolina kitra tonga teo Mahamasina tamin’io andro io  sady nanao veloma azy amin’ny tsy hilalaovany intsony ao amin’ny Barea. Ny filoham-pirenena Andry Rajoelina no nanolotra nivantana azy ny amboara manokana sy fahatsiarovana iray. Ny vady aman-janany kosa nanolotra fehezam-boninkazo ho azy. Nanao fihodinana an’i Mahamasina iray manontolo izy mianakavy avy eo.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT