Sport

Pro League andro faha-4 Mbola mitarika ny CNaPS Sport Itasy


  • Alarobia 20 Novambra 2019

Taorian’ny nahavitan’ny andro faha-4 amin’ny fifaninana baolina kitra Pro League Malagasy tamin’ny alahady 17 sy tamin’ny alatsinainy 18 novambra teo ka

nahazoana ny vokatra : Club M 1 – 5 CNaPS  Sport ;  As Jet Mada 2  - 1  Tia Kitra ;  Fca Ilakala 1 – 2 Cosfa  ;   Elgeco Plus  2 - 1  3Fb ;  As Adema  0 – 1  Ajesaia, dia mbola mitarika eo amin’ny filaharana vonjimaika ny ekipan’ny CNaPS Sport avy any Itasy manana isa 12 arahin’ny Cosfa isa 10 ary ny As Jet Mada isa 9. Marihana fa ny lalaon’ny Fca Ilakaka sy Cosfa ary ny an’ny Fosa Juniors sy Zanakala Fc dia hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fanatanterahana azy.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT