Sport

Pro League andro faha-5 Hifanandrina ny As Jet Mada sy As Adema rahampitso


  • Alakamisy 21 Novambra 2019

Hitohy amin’ny faran’ity herinandro ity indray ny fifaninanana baolina kitra sokajy Pro League ka fantatra fa rahampitso zoma 22 novambra 2019 dia efa hisy fihaonana hikatrohan’ny As Jet Mada sy ny As

 

 

 

Adema etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina manomboka amin’ny 12 ora antoandro. Amin’ny alahady 24 novambra kosa any amin’ny kianjan’i Barikadimy Toamasina : 14:30-Club M # Ajesaia  ;  any amin’ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa : 14:30-Fc Ilaka # Tia Kitra  ;  any amin’ny kianja Maître Kira Toliara : 3Fb # Cnaps Sport  ;  etsy amin’ny kianja Elgeco Plus By Pass : 14:30-Elgeco Plus # Zanakala Fc ary amin’ny alatsinainy 25 novambra izao etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina : 14:30-Cosfa # Fosa Juniors Fc.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT