Sport

Barean’i Madagasikara Mety hifandona amin’ny ekipam-pirenena Frantsay


  • Alakamisy 21 Novambra 2019

Tamin’ny alatsinainy 18 novambra 2019 teny Isoraka nialoha ny lalao nifanatrehan’ny Barea tamin’ny ekipam-pirenen’i Niger tany Niamey

 

no nanambaran’ny filohan’ny FMF, Arizaka Rabekoto Raoul, tamin’ny mpanao gazety fa efa ao anatin’ny fandaharanasan’ny FMF tantanany ny hampanao lalaom-pirahalahiana samihafa ny Barean’i Madagasikara amin’ny fanomanana an’ireo lalao iraisam-pirenena handraisany anjara. Azo eritreretina tsara, hoy izy, ny mangataka amin’ny ekipa Telo Soratra Frantsay « Equipe de France » hanao lalaom-pirahalahiana amin’ny Barea amin’izany satria ny ankamaroan’ireo mpilalao tompon-toerana dia saika milalao any Frantsa avokoa.

 

NtsoavinaEvariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT