Sport

BASKET JUNIOR NBA Kianja maro no hanohizana ny fifaninanana


  • Alakamisy 21 Novambra 2019

Amin’ny sabotsy 13 novambra 2019 izao no hiditra amin’ny andro faha-2 ny fifaninanana basikety (tetikasa Junior Nba)

ka kianja maromaro toy ny eny amin’ny Sekolintsika Analamahitsy, Lma Ampefiloha, Boriborintany faha-6 Ambohimanarina, St Pierre Malaza ary St Michel Amparibe no hanatanterahana an’ireo fihaonana sokajy lehilahy sy vehivavy.

 

Razafed Zanany

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT