- Alarobia 02 Oktobra 2019
Sport.Club karate WAKAMA Mahajanga Nahazo fiofanana Wado-Ryu
Nahazo fiofanana karate Style Wado-Ryo ny mpikatroka miisa 50 avy amin’ny kliobana karate WAKAMA any Mahajanga.
Hamaky ny tohinyNahazo fiofanana karate Style Wado-Ryo ny mpikatroka miisa 50 avy amin’ny kliobana karate WAKAMA any Mahajanga.
Hamaky ny tohinyTanora misehatra amin’ny fanatanjahantena miisa 60 no mandray anjara amin’ny fampiofanana karakarain’ny “La maison de sport” mandritra ny herinandro.
Hamaky ny tohinyTontosa tamin’ny zoma 27 septambra teny amin’ny kianjan’i Bevavala sy tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ireo famaranana fifaninanana baolina kitra Asief Analamanga 2019. Tamin’ny ankapobeny dia
Hamaky ny tohinyTapitra afak’omaly alahady 29 septambra ilay fifaninanana Open Grand Prix d e Karate notontosaina tany Turquie.
Hamaky ny tohinyNifarana teo amin'ny fihodinana faharoa ny lalana ho an'ny CNaPS Sport amin’ny fifaninanana fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasiona Afrikanina 2019/2020.
Hamaky ny tohinyTontosa tamin’ny sabotsy 28 sy omaly alahady 29 septambra 2019 teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro voalohany amin’ilay
Hamaky ny tohiny