Sport

Basikety ALL STAR 2019 Lavon’ny faritra Avaratra ny faritra Atsimo


  • Zoma 03 Janoary 2020

Nifarana tamin’ny alahady 29 desambra lasa teo ny fifaninanana basikety All Star Toliara 2019 ka nandavoan’ny faritra Avaratra

 

 “North” ny fandresena nanoloana ny faritra Atsimo “South”. Toy izao kosa ny vokatr’ireo fifaninanana rehetra natao tamin’io andron’ny faha-29 desambra io :

U14G : WEST # EST (63-30)
U20G : NORTH # SOUTH (70-67)

Veteran lehilahy : NORTH # SUD (54-50)
Open vehivavy : WEST # EST (48-99)

All Star Game: NORTH # SOUTH (87-72)

Ireo mpilalao nomena valisoa manokana :

 

Meilleur tireur à 3 points : Rayan BC EST

Mpilalao mendrika isaky ny sokajy :
U14G: Moustapha WEST
U20G: Cedric NORTH

Veteran lehilahy: Natovo SOUTH
Open vehivavy: Tinah WEST
Senior lehilahy: Big John NORTH

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT