Sport

Grand Defi de Kick Boxing Ady miisa 40 no hatrehana


  • Zoma 03 Janoary 2020

Hikarakara hetsika lehibe antsoina hoe “Grand défi de Kick Boxing” etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina amin’ny alahady 05

 

 

 

janoary 2020 ho avy izao ny klioba CKBA tarihan’i Me Eric Nonoh miaraka amin’ny klioba TIGERS tarihan’i Me Rivo eo ambany fiahian’ny seksion’ny kick boxing Atsimondrano sy ho eo ambany fanohananan’ny Association FFAM “Foree Féminin Aide Mutuel” izay tarihan-dRtoa Nisa avy eny Anosizato Andrefana. Ady mahatratra 40 hikatrohan’ireo lahy sy vavy ao amin’ny “Classe A” sy “Classe B” avy avy amin’ny ligin’i Vakinankaratra sy ligin’i Matsiatra Ambony ary ny ligin’Alaotra Mangoro sy ny ligin’Analamanga no harahin’ireo mpankafy an’ity taranja ity amin’izany ary hoelanelanin’ny sangan’asan’ireo mpanakanto notsongaina manokany ihany koa.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT