- Zoma 22 Novambra 2019
Tsipy kanetibe - tompondaka eran-tany 2019 Tafakatra 1.8-ndalana avokoa ny solontena Malagasy
Rehefa avy nahazo ny vokatra : Madagascar-Usa (13-3), Madagascar-France (3-13), Madagascar-Cambodge (13-6),
Hamaky ny tohinyRehefa avy nahazo ny vokatra : Madagascar-Usa (13-3), Madagascar-France (3-13), Madagascar-Cambodge (13-6),
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny baolina kitra izay nampiray sady nanandratra ny voninahitr’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny BAREA dia tsy tokony hohadinoina ny tsipy kanetibe hoy ny fikambanana mpanao asa soa FFAM (Force Féminine d'Aide Mutuelle).
Hamaky ny tohinyHanatanteraka hetsika lehibe etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano rahampitso sabotsy 23 sy amin’ny alahady 24 novambra 2019 izao ny klioba Madagascar ITF Dojang Heng De.
Hamaky ny tohinyEny amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’izay no hanohizana ny fifaninanana “Foot à 7 Gégé Bosco” filohan’ny Club Uscafoot sy ny mpikarakara miaraka
Hamaky ny tohinyTamin’ny alatsinainy 18 novambra 2019 teny Isoraka nialoha ny lalao nifanatrehan’ny Barea tamin’ny ekipam-pirenen’i Niger tany Niamey
Hamaky ny tohinyHitohy amin’ny faran’ity herinandro ity indray ny fifaninanana baolina kitra sokajy Pro League ka fantatra fa rahampitso zoma 22 novambra 2019 dia efa hisy fihaonana hikatrohan’ny As Jet Mada sy ny As
Hamaky ny tohiny