Sport

Basket Tournoi Challenge Baobab 2019 Samy nanao poa-droa ny Sepa sy Jsb


  • Zoma 03 Janoary 2020

Nifarana tamin’ny alahady 29 desambra 2019 lasa teo tao amin’ny Complexe Sportif ao Mahajanga ny fifaninanana basikety “ Tournoi Challenge Baobab ”

 

 

 

andiany faha-5  nokarakarain’ny ligim-paritry ny basikety any Boeny ary namarana ihany koa ny fifaninana basikety tany amin’ity Faritra ity. Nisongadina tamin’izany ny fahazoan’ny ekipan’ny Sepa sy Jsb poa-droa avy teo amin’ity fifaninanana ity.

Vokatra azo teo amin’ireo lalao famaranana rehetra :

 

U14 fille: SEPA # ASV (32-18)


U14 Garçon: SEPA # JSB (43-36)


Veteran dame: COUP DE POUCE # ABCM (84-20)

 

Open dame: JSB # SEPA (50-25)


Open homme: JONGA LALA # JSB (79-61)

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT