Sport

Marco Ilaimaharitra Nahazo zazalahy kely


  • Alakamisy 09 Janoary 2020

Nitombo indray ny fianakaviana Ilaimaharitra. Nahazo zazalahy kely ilay irakiraka afovoan’ny ekipam-pirenena Malagasin’ny baolina kitra,Marco Ilaimaharitra.

 

 

Maro amin’ireo mpanara-baovao no naneho ny heviny avy hatrany fa ho Barea kely ary ho avin’ny Barean’i Madagasikara ity zanak’i Marco mivady ity. Ankoatr’izay dia vaovao tsara hatrany ihany koa hatreto no iainan’ity avokavoky ny Barea ity sy ny ekipany dia ny Royal Club Charleroi, divizionina voalohany, ao Belzika, indrindra taorian’ny fandresena 5 noho 0 azon’izy ireo tamin’ny fiafaran’ny taona 2019. I Marco moa, raha tsiahivina no nampiditra ny baolina faha 4 tamin’izay fotoana izay.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT