Sport

TSIPY KANETIBE


  • Alarobia 08 Janoary 2020

Tafakatra any amin’ny dingana famaranana i Madagasikara amin’ny taranja tsipy kanetibe “trophée l’equipe”,

 

 tanterahina any Frantsa, rehefa nandavo an’i Tunisie tamin’ny isa-13-12. Efa nitarika tamin’ny isa 6-1 anefa ny mpifanandrina tao anatin’izany. Miandry izay handresy amin’i Frantsa sy Thailand ny Malagasy, izay sangany amin’ity taranja ity.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT