Sport

Basketball “Tournoi Nouvel An TMK” Hanomboka ny 11 janoary 2020 ny andiany faha-2


  • Alakamisy 09 Janoary 2020

Ho tanterahina etsy amin’ny kianja filalaovan’ny Hjra Ampefiloha manomboka amin’ny 11 janoary 2020 ho avy izao ny fifaninanana basikety “Tournoi Nouvel An” karakarain’ny fikambanana tanora kristianina tsy miankina amin’ny

 

 

 fiangonana TMK “Tanora Mizara ao amin’i Kristy” ka handraisan’ny sokajy lehilahy (Open tsy misy mpilalaon’ny N 1 A sy mpilalao 3 N 1 B eo ambony kianja) sy sokajy Vétéran lehilahy + 35 taona ary sokajy vehivavy (Open hahazoan’ny N 1 A 2 miakatra kianja). Fantara tamin’ny ora farany fa nahatratra 50 ireo ekipa nisoratra anarana handray anjara amin’ity fifaninanana ity ka loka marobe toy ny ondry ny amboara, medaly, tabilao sy fahatsiaroavana hafa koa, no ho zaraina ho an’ireo mendrika amin’ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT