Sport

Rugby à XV “GOLD TOP20-2019” Hotanterahina ny 19 janoary ny lalao manasa-dalana


  • Alarobia 08 Janoary 2020

Tapaka tamin’ny fivoriana nataon’ny Malagasy Rugby tamin’ny alatsinainy 06 janoary 2020 teo fa amin’ny alahady 19 janoary 2020 izao

 

eny amin’ny kianja Makis eny Andohatapenaka no hanatanterahana an’ireo lalao manasa-dalan’ny fifaninanana Gold Top 20 2019 ka hifanandrinan’ny Ftm Manjakaray sy Cosfa Miaramila an-daniny ary ny Tfa Anatihazo sy ny Cnaps Matsiatra Ambony an-kilany izay mbola hialohavan’ireo lalao fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Federaly 2.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT