• Alatsinainy 11 Novambra 2019
Sport.RUGBY AFRICA Men’s Sevens 2019 Tafita hiatrika ny Lalao Olimpika Tokyo 2020 ny Kenyana

Tafita hiatrika ny Lalao Olimpika Tokyo 2020 ny ekipa Kenyana amin’ny taranja rugby à 7 rehefa nandavo 29-0 ny ekipan’i Ouganda

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Sport.BAREA CAN 2021 Tonga ihany i Romain Metanire

Efa saika tonga eto Antananarivo avokoa ny ankamaroan’ireo mpilalao mpila ravinahtra nantsoina hanatevina ny Barea CAN 2021 hifanandrina amin’ny ekipan’i Ethiopie amin’ny sabotsy 16 novambra izao etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Sport.Tompondaka eran-tanin’ny MMA Handray anjara ny mpikatroka Malagasy

Nahazo fanasana manokana avy amin’ny “One Championship” mpiara-mikarakara ny hetsika miaraka amin’ny Gamma “Global Association of Mixed Martial Arts”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Sport.Tompondakan’i Afrika 2019 Basikety 3 x 3 Hanomboka anio any Ouganda

Any an-drenivohitr’i Ouganda manomboka anio zoma 08 novambra ka hatramin’ny 10 novambra 2019 izao no hanatanterahana ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika 2019 eo amin’ny taranja basikety 3x3 .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Sport.Tompondakan’i Afrika 2019 RUGBY à 7 lehilahy Hotontosaina anio zoma sy rahampitso sabotsy any Johannesburg

Hotontosaina anio zoma 08 sy rahampitso sabotsy 09 novambra 2019 any amin’ny kianja Bosman Stadium any Johannesburg Afrika Atsimo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2019 eo amin’ny taranja Rugby à 7 lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Novambra 2019
Sport.Basikety Malagasy Raikitra manomboka ny 16 novambra izao ny tetikasa Junior NBA

Nampahafantarina tetsy amin’ny “Chambre de commerce” tetsy Antaninarenina omaly alarobia 06 novambra 2019 ny manodidina

Hamaky ny tohiny
FTT