• Zoma 17 Janoary 2020
Sport.Baolina kitra – Tompondakan’ny Ligue 1 Alfa Anio zoma 17 janoary 2020 ny andro faha-9 tapany faharoa

Hotontosaina anio zoma 17 janoary 2020, eny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Sport.Olan’ny Elgeco Plus sy Fosa Juniors Fc Aoka hampitoviana lenta ireo ekipa rehetra, hoy Atoa Alfred

Nivoaka ankehitriny ny fanapahan-kevitra avy amin’ny fivorian'ireo rafitra misahana ny fitsipika amin'ny fifaninanana Orange Pro-League Malagasy fa :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Sport.Rugby Gold Top 20-2019 Ho raikitra ny manasa-dalana amin’ny alahady

Araka ny nambaran’ny eo anivon’ny Malagasy Rugby dia tena ho raikitra ireo lalao manasa-dalana eo amin’ny fifaninanana Gold Top 20-2019 hotontosaina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2020
Sport.CAN 2021 any Kameronina Hatao ny 9 janoary-6 febroary 2021

Tapaka omaly alarobia 15 janoary tamin’ny fivoriana nataon’ireo mpitarika ny Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra (CAF)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2020
Sport.« Eau Vive Athletisma pour Tous » andiany faha-7 Zava-baovao ny « 30 mn défi du Lac Anosy »

Hotanterahina amin’ny alahady 26 janoary 2020 izao ny hetsika « Eau Vive Athletisme pour Tous » andiany faha-7

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2020
Sport.Nicolas Dupuis nomen’ny ministera andraikitra Tsy mbola nandrenesam-peo ny FMF

Raha natolotr’Atoa Tinoka Roberto, minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena Malagasy tamin'ny fomba ofisialy an’Atoa Nicolas Dupuis

Hamaky ny tohiny
FTT