• Alarobia 06 Novambra 2019
Sport.Marathon de Tanà andiany faha-19 Nahemotra amin’ny alahady 17 novambra izao

Nambaran’ireo mpikarakara (Fma sy Vima ary ny Eau Vive niaraka tamin’ny Telma),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Sport.Faha-10 taonan’ny mpitsara kitra ao Ambohidratrimo Nomarihana tamin’ny fomba nanetriketrika

Nankalazaina tamin’ny fomba nanetriketrika teny amin’ny tranompokonolona DADABENA teny Ambohidratrimo tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Sport.Open International BMOI-Madauto Hitarafana ny fahaizan’ny Malagasy Tenisy

Hisy ny lalao tenisy izay hokarakarain’ny Country Club Ilafy (Open International BMOI-Madauto) manomboka ny 5 hatramin’ny 10 novambra izay hatao eo ambany fiahin’ny Ligin’ny Tenisy Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Sport.Ekipan’ny Fosa Juniors Fc Rendrika fanindroany indray

Taorian’ny nihintsanany teo amin’ny sehatry ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny ekipa tompondaka, tamin’ny faha-29 septambra 2019 teo tany amin’ny kianja Fréderic Kibasa Maliba

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Novambra 2019
Sport.Kitra Pro League Malagasy Mbola resy tao an-jaridainany indray ny Zanakala Fc

Tontosa tamin’ny sabotsy 2 sy omaly alahady 3 novambra 2019 ny andro faha-2 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Pro League Malagasy”. Nisongadina ny mbola naharesy an-taniny indray ny ekipan’ny Zanakala Fc Matsiatra Ambony raha nihaona tamin’ny CNaPS Sport Itasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Sport.Basikety Iraisam-pirenena Tafita amin’ny dingana manaraka avokoa ny ekipa Malagasy

Nandresy fanindroany indray tamin’ny zoma 01 novambra 2019, teo amin’ny fifanintsanana CCCOI “Coupe des Clubs Champions de l'Océan Indien

Hamaky ny tohiny
FTT