Sport

Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy Mbola voatazona i Raharoarilala Tinoka Roberto


  • Alakamisy 30 Janoary 2020

Tontosa omaly alarobia 29 janoary tolakandro teny amin’ny lapam-panjakana eny Iavoloha ny fanovana mpikambana eo anivon’ny governemanta tarihan’ny Praiminisitra Ntsay Christian.

 

Nisy ireo minisitra vaovao miditra ao anatin’ity govenemanta ity , teo ihany koa ireo mbola tavela amin’ny toerany . Mbola voatendry hitantana indray ny ministeran'ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy Atoa Raharoarilala Tinoka Roberto izay azo antoka fa hanohy ny fanatanterahana ny Velirano faha 13 -n 'ny Filoham-pirenena manao hoe : " Ny Fanatanjahantena no fanoitra hamerina ny  Hambompom- pirenena eto amintsika " Efa niarahaba azy tamin’ny alalan’ny tambazotran-tserasera fotoana fohy taorian’ny fanendrena ny mpiara-miasa aminy ao amin’ity minisitera ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT