Sport

Baolina kitra Ligue 1 eto Analamanga Mitarika vonjimaika hatrany ny Uscafoot taorian’ny andro faha-12


  • Alakamisy 30 Janoary 2020

Taorian’ny andro faha-12 tapany faharoa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligue 1 eto amin’ny ligin’Analamanga, tontosa

 

omaly alarobia 29 janoary teny amin’ny kianja sentetika St Pierre eny Complexe Akamasoa eny Ambohimahitsy, dia fantatra fa mbola mitarika an’isa vonjimaika ankehitriny ny ekipan’ny Uscafoot Fivondronana izay mbola nandresy indray ny Net Foot tamin’izany andro faha-12 izany. Andralanitra indray anio no hanatanterahana ny tapany faharoa amin’ny andro faha-12 eo amin’ny taranja  baolina kitra.

Voka-dalao andro faha-12 tapany faharoa :

Cnaps Tanà 1 - 0 Kinga Sport ; Disciples Fc 1 - 1 Five Fc ; Net Foot 1 - 2 Uscafoot

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT