Sport

Baolina kitra Ligue 1 eto Analamanga Miditra amin’ny andro faha-13 farany ny fifanintsanana


  • Talata 04 Febroary 2020

Mbola eny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro Ambohimahitsy no hanohizana ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga

 

 

« Alfa » sokajy Ligue 1 andro faha-13 farany amin’ny alakamisy 06 febroary 2020 ho avy izao dia hiditra amin’ny dingan’ny  1/4-dalana ny fifaninanana aorian’izay.

Fandaharan-dalao ho hita amin’izany  :

08:30-Disciples Fc  # As St Michel   ;  10:30- Net Foot  #  Five Fc  ;  12:30-Cospn  #  Cffa.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT