• Talata 21 Janoary 2020
Sport.Baolina kitra Ligue 1 - Analamanga Tsy tontosa ny fihaonan’ny Five Fc sy Fosa Jr Espoir

Lalao 3 ihany no tontosa teny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Sport.Afrobasket 2021 Vondrona E - Zimbabwe Firenena sisa no handray anjara manomboka anio

Hanomboka anio talata 21 janoary 2020 any Bulawayo Zimbabwe ka tsy hifarana raha tsy amin’ny faha-25 janoary ho avy izao ny fifanintsanana ao amin’ny vondrona E hahazoana miatrika ny Afrobasket 2021 hotontosaina any Rwanda

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Janoary 2020
Sport.Fikaonandoham-pirenena ho an'ny Baolina Kitra Malagasy Nanomboka omaly ny fakan-kevitra isam-paritra

Ho fanaomanana ny Fikaoanandoham-pirenena ho an’ny Baolina Kitra Malagasy izay ho tanterahina eny amin’ny Mining Business Center eny Ivato amin’ny faha-28 sy faha-29 janoary 2020 izao izay ho tarihan’ny FMF

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sport.Manasa-dalan’ny Rugby à XV “GOLD TOP20-2019” Ny Tfa Anatihazo sy ny Cosfa no tafita

Tontosa omaly 19 janoary 2020 teny amin’ny kianja Maki Andohatapenaka hipoka olona tanteraka ireo lalao manasa-dalana roa amin’ny fifaninanana rugby à XV Gold Top 20-2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sport.Savaranonandro Afrobasket 2021- Zimbabwe Nanainga omaly alahady ny ekipam-pirenena

Omaly alahady tolakandro tokony ho tamin’ny 3 ora latsaka fahefany tolakandro no nanainga teto an-tanindrazana (Seranam-piaramanidina Ivato) ,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Janoary 2020
Sport.Fifaninanana baolina kitra Ligue 1 eto Analamanga Tohizana eny amin’ny Akamasoa anio

Mbola eny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro Ambohimahitsy no hanohizana ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny

Hamaky ny tohiny
FTT