Sport

Arizaka Rabekoto Raoul Romain Tsy afaka hanatrika ny antsapaka hatao any Egypte


  • Talata 04 Febroary 2020

Tsy ho afaka hantrika ny antsapaka isam-bondrona amin’ny fifanintsanana Coupe de monde 2022 aty amin’nyzone CAF hatao any Le Caire Egypte amin’ny faha-21 janoary 2020 ho avy izao ny filohan’ny FMF

 “Federasiona Malagasin’ny Baolina Kitra”, Atoa Arizaka Rabekoto Raoul Romain, noho ny IST “Interdiction de Sortie du Territoire” nahazo azy avy amin’ny fanapahan-kevitry ny eny amin’ny Prezidance. Tsy afaka nandeha nanatrika ny Fivoriamben’ny CAF notontosaina tany Casablanca Maroc tamin’ny 02 febroary 2020 lasa teo koa ny tenany araka izany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT