Sport

Ligin’ny baolina kitra Matsiatra Ambony Efa vita ny tatitry ny fikaonan-doha nasionaly


  • Alarobia 05 Febroary 2020

Efa nahavita ny tatitra tamin'ireo mpikambana eo anivon'ny ligim-paritry ny baolina kitra Matsiatra Ambony sy tamin’ireo klioba,

 

 

 

« école de foot”, mpitsara lalao ary ireo solontenan'ny mpanazatra any aminy ny mahakasika ireo foto-kevitra tapaka nandritra ny fikaonan-doha sy fakan-kevitra nasionaly izay notanterahina teny amin’ny Mining Business Center teny Ivato Antananarivo ny 28, 29 janoary 2020 lasa teo ny filohan'ny ligy sy ny SG ligy ary ny CTR.
Raha fintinana dia ireto teboka 4 ireto no tena votoatin’ny tatitra

nataon'izy ireo tamin'izany :
-Fananana fotodrafitrasa
-Fanomanana ny relève
-Fananana elita "culture d'excellence".
-Fitondrana tsara tantana

Tonga nanatrika ity tatitra ity avokoa ireo klioba mandray anjara amin'ny fiadiana ny tompondakan'ny LFB HM ankoatra ny FC LAM sy SUCA avy any Ambalavao

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT