• Alarobia 12 Febroary 2020
Sport.Lalao famaranana Rugby à XV Malagasy Lasa ny mamba dia misosoka ny voay

Nafana ny lalao famaranana ny fifaninanana rugby Gold Top 20-2019 sady fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara sokajy federaly 1

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Sport.Rugby - Mpanazatra “Niveau 3” Malagasy Hanao « repêchage » i Dina sy Kofajah ary i Andry

Nambara teto tamin’ny herinandro lasa teo fa tafita tamin’ny “Evaluation” nampanaovin’ireo manampahaizana avy amin’ny World

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Febroary 2020
Sport.Basket-ball GNBC hiatrika ny BAL Tonga nankahery azy ireo ny FMBB

Tonga nanara-maso ny kotrana sy nankahery ireo mpilalaon'ny GNBC hiatrika ny fifaninanana BAL hanomboka amin'ny tapaky

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Sport.Sazy avy amin’ny FIFA Manazava i Dax

Nitsimbadika indray ny rasa. Nosazian’ny FIFA, Federasiona iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, tsy mahazo milalao mandritra ny efa-bolana sy mandoa onitra 157 572 000Ar i Andriamirado Arohasina na i DAX, mpilalao ao amin’ny Barean’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Sport.Jerôme Mombris sy Thomas Fontaine ao amin’ny Barea Nanolotra « Maillots sy shorts » ho an’ny « Ecole de Foot H+ »

Amin’ny maha ray mpiahy « parrains » azy ireo dia nanolotra « maillots » sy « shorts » miisa 120 ho an’ny « Ecole de Foot H+ »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Febroary 2020
Sport.Tolona – Tompondakan’i Afrika 2020 tany Alger Tompondaka lefitra i Manitra Raharison Roma

Nifarana omaly alahady 09 febroary 2020 tao amin’ny “Coupole d’Alger” any Algerie ny fifaninanana fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja tolona sokajy “cadets”,

Hamaky ny tohiny
FTT