Sport

Atletisma - Tompondakan’i Madagasikara amin’ny Cross Country Efa vonona 95 % Antsirabe amin’ny fandraisana, hoy ny DTN


  • Alakamisy 06 Febroary 2020

Hotontosaina any amin’ny Parc de l’Est any Antsirabe amin’ny sabotsy 08 febroary 2020 izao manomboka amin’ny 7 ora 30 ny

 

hazakazaka atletisme fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny Cross Country hokarakarain’ny FMA « Federasiona Malagasin’ny Atletisme » ary horaisin’ny ligin’ny Atletisma any Vakinankaratra an-tanana ny fanatontosana azy. Raha ny vaovao azo avy any an-toerana dia efa vonona hatrany amin’ny 95 % Antsirabe amin’ny handraisana an’ity fifaninanana ity. Nambaran’ny DTN Atletisma, Rakotomalala Tsiory, izay anisan’ireo tompon’andraikitra voalohany mpitantana ny atletisma ihany koa any amin’ity toerana ity dia notontosaina omaly alarobia 5 febroary ny dinika teknika amin’ny fifaninanana.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT