Sport

Filohan’ny FMF Nanome valin-kafatra amin’ny fanenjehana azy


  • Alarobia 05 Febroary 2020

Ny 30 janoary teo, nialoha ny handraisako fiaramanidina hihazo an’i Maraoka, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra,

 Arizaka Rabekoto Raoul, vao nahafantatra aho fa nahazo didy tsy hahafahana mivoaka an’i Madagasikara na IST. Noho ny adidy aman’andraikitra izay sahaniko anefa dia any ampitan-dranomasina ny 2/3-n’ny fotoanako, hoy izy. Tsy mbola nandalo tato an-dohako akory ny hitsoaka satria izaho Malagasy ka tsy misy antony hanaovako izany. Toy ny olom-pirenena rehetra izay tsy mahafantatra ny anton’io IST io ny tenako. Raha toa ka mikasika ny resaka fitantanana ny teo anivon’ny CNAPS izany dia vonona aho ny hitondra ny porofo rehetra ialana amin’ny fiahiahiana, hoy hatrany ny valin-kafany.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT