• Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sport.Orange Pro-League Malagasy andro faha-10 Voatozon’ny As Adema ady sahala ny Cosfa Miaramila

Tontosa avokoa ireo lalao baolina kitra tafiditra amin’ny andro faha-10 amin’ny fifaninanana Orange Pro-League Malagasy 2019/2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sport.Fiadiana ny tompondakan’ny « Pancrace » Nahomby ny andiany voalohany

Tontosa tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano omaly alahady 02 febroary 2020 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Febroary 2020
Sport.Taranja Tolona Hanainga anio ho any Algerie ireo Atleta Malagasy

Ny vaovao farany azo mikasika ny olana mianjady eo amin’ny taranja tolona Malagasy amin’ny tsy fahazoan’ny delegasiona ahitana olona 6

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sport.Fikaonandoham-pirenen’ny baolina kitra Malagasy Notohizana amin’ny fampiofanana ireo teknisianina

Nifarana tamin’ny alarobia 29 janoary lasa teo teny amin’ny Mining Business Center eny Ivato ilay fikaonandoham-pirenen’ny baolina kitra Malagasy notarihan’ny FMF « Federation Malagasy de Foot-ball”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sport.Philibert mpilalaon’ny Fco Mahajanga fahiny “Tsy miala amin’ny sehatry ny baolina kitra izany aho”

Tsy dia tazana firy nandritra ny fotoana maharitra fa nipoitra tampoka indray teny amin’ny fikaonandoham-pirenena teny amin’ny Mining

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2020
Sport.Fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasika amin’ny Pancrace Hotanterahina etsy Ankorondrano amin’ny alahady izao

Fantatra tamin’ny fampitam-baovao nomen’ireo mpikambana ao amin’ny “Comission Malagasy de Pancrace Submission” nahitana an’i Eric sy Sahoby ary Radonirina niaraka tamin’ny XXL sy ny GFC

Hamaky ny tohiny
FTT