Sport

COUPE ARABE U 20 2020 - Arabie Saoudite Nivoaka ny lisitr’ireo mpilalaon’ny Barea Zandriny


  • Zoma 14 Febroary 2020

Navoakan’ny FMF omaly alakamisy 13 febroary 2020 ny lisitr’ireo mpilalao raikitra miisa 20 handrafitra ny Barea U 20 hiatrika ny

 

 

fifaninanana “Coupe Arabe U 20 2020 hotontosaina any Arabie Saoudite manomboka amin’ny 17 febroary ho avy izao. Fantatra avy amin’ny FMF hatrany fa anio zoma 14 febroary tamin’ny 2ora maraina no nanainga teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena teny Ivato hihazo an’i Arabie Saoudite ny delegasiona Malagasy ahitana an’ireto mpilalao 20 sy ireo mpanazatrany ireto.

 

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT