- Alarobia 05 Febroary 2020
Sport.Fanampiana ny taranja Pancrace Niditra an-tsehatra ny Fikambanana FFAM
Nanampy taranja fanatanjahatena iray hafa indray ny fikambanana F.F.A.M (Force Féminine d'Aide Mutuelle),
Hamaky ny tohinyNanampy taranja fanatanjahatena iray hafa indray ny fikambanana F.F.A.M (Force Féminine d'Aide Mutuelle),
Hamaky ny tohinyNiravona ny olana teo amin’ny klioban'ny Ajesaia sy ny Cnaps manoloana ilay fifanolanana sy adihevitra,
Hamaky ny tohinyMbola eny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro Ambohimahitsy no hanohizana ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga
Hamaky ny tohinyTsy ho afaka hantrika ny antsapaka isam-bondrona amin’ny fifanintsanana Coupe de monde 2022 aty amin’nyzone CAF hatao any Le Caire Egypte amin’ny faha-21 janoary 2020 ho avy izao ny filohan’ny FMF
Hamaky ny tohinyAmin’ny volana martsa 2020 ho avy izao no hanomboka, aty amin’ny firenena maro aty Afrika, ny andiany voalohany amin’ny taom-pilalaovana Basketball Africa League.
Hamaky ny tohinyMiatrika fiofanana andiany faharoa antsoina hoe "évaluation niveau 3 des entraîneur Malagasy» etsy amin’ny Hotel Tamboho Ambatonakanga nanomboka
Hamaky ny tohiny