• Alatsinainy 06 Janoary 2020
Sport.Volley-ball Malagasy Fantaro ireo fifaninana hatrehana amin’ity taona 2020 ity

Fantaro amin’ny alalan’ireto TABILAO navoakan’ny FMVB na Federasiona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2020
Sport.Barea 2020 Ludovic Ajorque no mety ho laharana faha 9 vaovao

Hatramin’ny taona 2018 no efa nanomboka ny fifandresen-dahatra teo amin’ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina Kitra na ny Barean’i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2020
Sport.Grand Defi de Kick Boxing Ady miisa 40 no hatrehana

Hikarakara hetsika lehibe antsoina hoe “Grand défi de Kick Boxing” etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina amin’ny alahady 05

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2020
Sport.Basikety ALL STAR 2019 Lavon’ny faritra Avaratra ny faritra Atsimo

Nifarana tamin’ny alahady 29 desambra lasa teo ny fifaninanana basikety All Star Toliara 2019 ka nandavoan’ny faritra Avaratra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2020
Sport.Basket Tournoi Challenge Baobab 2019 Samy nanao poa-droa ny Sepa sy Jsb

Nifarana tamin’ny alahady 29 desambra 2019 lasa teo tao amin’ny Complexe Sportif ao Mahajanga ny fifaninanana basikety “ Tournoi Challenge Baobab ”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Janoary 2020
Sport.Coupe du Monde 2022 - Faritra Afrika Hanomboka amin’ny volana martsa 2020 ny fifanintsanana

Hanomboka amin’ny volana martsa 2020 ho avy izao ka tsy hifarana raha tsy amin’ny volana oktobra taona 2021 ny fifanintsanana baolina kitra aty Afrika

Hamaky ny tohiny
FTT