Sport

Pro-League Malagasy Nilatsaka ny sazy ho an’ny Zanakala Fc


  • Alakamisy 20 Febroary 2020

Izao no fanapahan-kevitra navoakan'ny CFEM izay nankatoaviny FMF taorian'ny savorovoro nitranga teny amin’ny kianja Complexe

 

 Vontovorona teo amin'ny lalaon'ny JET Mada sy Zanakala Fc tafiditra amin’ny andro faha-12 amin’ny fifaninanana Pro-League Malagasy :

-Mandresy amin'ny isa 3 -0 ny AS JET MADA.

-Voasazy handoa honitra mitetina 2.000.000 Ar ny Zanakala Fc.
-Mpilalao 4 sy mpanazatra iray ihany koa no tsy afaka miakatra kianja vonjimaika amin'ny fifaninana Pro league mandram-pivoaka ny fanapahan-kevitry vaovao avy eo anivon'ny FMF dia  :

 

Ny n°11 : ANDRIAMARO Rivelino

Ny n°15 : SOLONANTENAINA Jules

Ny n°17 : LIMBERAZA Randrianarisoa

Ny n°23 : RAFITIA Velosoa

Ny Mpanazatra DERANDRAIBE

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT