Sport

Coupe Arabe U 20 2020 I Bahrein indray no hihaona amin’ny Barea U 20


  • Alarobia 19 Febroary 2020

Ny ekipam-pirenen’i Bahrein U 20 indray no hihaona manaraka amin’ny Barea tanora Malagasy ao amin’ny vondrona B misy azy, any amin’ny fifaninanana fiadiana ny “Coupe Arabe U 20 2020”

 

 

 tontosaina any Riyadh Arabie Saoudite, rahampitso alakamisy 20 febroary 2020 manomboka amin’ny 6 ora hariva toy tamin’ny andro voalohany.  Marihana fa mitana ny laharana faharoa aorian’i Maroc ny Barea U 20 ankehitriny Samy manana isa 3 avy ny roa tonta fa ny “Goal average” no manatombo isa 1 ry zareo Maraokanina.

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT