- Alarobia 12 Febroary 2020
Sport.Basket-ball GNBC hiatrika ny BAL Tonga nankahery azy ireo ny FMBB
Tonga nanara-maso ny kotrana sy nankahery ireo mpilalaon'ny GNBC hiatrika ny fifaninanana BAL hanomboka amin'ny tapaky
Hamaky ny tohinyTonga nanara-maso ny kotrana sy nankahery ireo mpilalaon'ny GNBC hiatrika ny fifaninanana BAL hanomboka amin'ny tapaky
Hamaky ny tohinyNitsimbadika indray ny rasa. Nosazian’ny FIFA, Federasiona iraisam-pirenena ho an’ny baolina kitra, tsy mahazo milalao mandritra ny efa-bolana sy mandoa onitra 157 572 000Ar i Andriamirado Arohasina na i DAX, mpilalao ao amin’ny Barean’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAmin’ny maha ray mpiahy « parrains » azy ireo dia nanolotra « maillots » sy « shorts » miisa 120 ho an’ny « Ecole de Foot H+ »
Hamaky ny tohinyNifarana omaly alahady 09 febroary 2020 tao amin’ny “Coupole d’Alger” any Algerie ny fifaninanana fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja tolona sokajy “cadets”,
Hamaky ny tohinyNanotrona hatramin’ny farany ny lalao fiadiana ny ho tompondakan’ny Gold Top 20-2019 nifanandrinan’ny Cosfa sy Tfa
Hamaky ny tohinyMisedra olana indray ny kaonfederasiona Afrikanina momba ny baolina kitra (CAF).
Hamaky ny tohiny