Sport

26e Coupe Des Clubs De La CAVB Zône 7 Ekipa Malagasy roa no hiatrika ny ankatoky ny famaranana anio


  • Zoma 21 Febroary 2020

Anio zoma 21 febroary 2020 no hanatanterahana an’ireo lalao ankatoky ny famaranana 4, sokajy vehivavy sy sokajy lehilahy amin’ny fifaninanana Volley-ball “ 26e Coupe Des Clubs De La

 

 

CAVB   Zône 7” izay hotanterahina etsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena etsy Mahamasina araka ny fandaharana efa voalahatra :

Sokajy vehivavy

-12:00-Quatres Bornes (QBC) # St Denis Olympique (SDO)

-14:00-Stef’auto (STA), # Cascade (CAS)

Sokajy lehilahy

-16:00-Roches Bon Dieu (RBD) # Tampo Geko (TGV)

-18 :00-Gendarmerie Nationale (GDN) # Trou aux Biches (TDAB)

VOKA-DALAO FIADIAN-TOERANA OMALY  :

-OCS 3 – 2 VSD (25-20) (20-25)  (25-23) (23-25) (15-13)

-PMS 1 – 3 VBM (19-25) (20-25) (25-23) (23-25)

-CNS 3 – 2 RAC (25-19) (25-23) (22-25) (24-26) (15-10)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT