• Zoma 10 Janoary 2020
Sport.Rugby à ,XV Ftm manjakaray Vonona hanala vela amin’i Cosfa rugby, hoy i Ashok Nuankomar

Ny Cosfa Rugby sy ny Ftm Manjakaray no hikatroka eo amin’ny lalao manasa-dalana anankiray amin’ny fifaninanana rugby fiadiana ny ho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Janoary 2020
Sport.Hetsika Grand Defi de Kick Boxing 2020 Ho tsaratsara kokoa ny andiany faha-2, hoy Rtoa Mishah

Velom-pisaorana ny rehetra Rtoa Rasolofonoroniaina Julia Mickaëlle “MISHAH” filohan’ny Association FFAM “Force Féminine d’Aide Mutuelle”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sport.Baolina kitra Ligue 1 eto Analamanga Eny Andralanitra no ho tanterahina andro faha-9 sy andro faha-10

Fantatra izao fa eny amin’ny kianja sentetikan’Andralanitra no hanatanterahina ny andro faha-9 sy ny andro faha-10 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sport.Barean’i Madagasikara Nihazakazaka ny fisandratany

Nampitolagaga ny zava-bitan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara tao anatin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika 2019 ho an’ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sport.Baolina kitra aty Afrika Fantaro ireo vaovao tsara ho tadidiana

-Ny ekipam-pirenena Alzeriana no nandrombaka ny anaram-boninahitra "Meilleure équipe de l'année 2019" taty Afrika narahan’i Senegal sy Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2020
Sport.Basketball “Tournoi Nouvel An TMK” Hanomboka ny 11 janoary 2020 ny andiany faha-2

Ho tanterahina etsy amin’ny kianja filalaovan’ny Hjra Ampefiloha manomboka amin’ny 11 janoary 2020 ho avy izao ny fifaninanana basikety “Tournoi Nouvel An” karakarain’ny fikambanana tanora kristianina tsy miankina amin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT